|
|
|
|
Teny iditra
fitsotaka
(
tsotaka
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra mitsotaka, izany hoe miditra ao anaty rano na anaty fotaka:
Ny fitsotaky ny tongotra milentika ao anaty fotaka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05