|
|
|
|
Teny iditra
fivanahana
(
vanaka
)
Sokajin-teny
anarana
Fijerena toy ny fijeren' ny adala, izany hoe ny maso mivandraka, ny vava mitanatana
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20