|
|
|
|
Teny iditra
fiveraverana
(
veravera
)
Sokajin-teny
anarana
Fivaroradrorahana, fitavozavozàna, fitahontahònana:
Oadray itỳ fiveraveran' i Bozy! zavatra maivan-kely iny dia naveiany hianjera
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05