|
|
|
|
Teny iditra
fivetraka
(
vetraka
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny olona mivetraka, izany hoe mipetraka amin' ny tany ka mitsotra tsara ny tongotra roa
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05