|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fivoahana (voaka) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama tokoa ny fivoahanakely isan-kariva Varavarana ahazoana miala ao an-trano mankany ivelany: Misy fivoahana telo itỳ trano ity Filazana am-pahibemaso: Tamin' ny Alakamisy teo ny fivoahan' ny lalàna momba ny fampianarana Toerana fivalanana na fivalanan-drano: Atsy atsimon-trano ny fivoahana raha ho any ianao [1.1] | |||||
| Sortie, issue, échappement [1.13] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sary |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|