|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fivoizana (voy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fikapohana ny rano mba hampisosa ny lakana, ka kapohina miverina ny rano raha tiana handroso ny lakana ary kapohina mandroso kosa raha tiana hiverina ny lakana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|