|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | fodiana (ody) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy [1.1] | |||||
| A returning ; a pretense [1.7] | |||||
| Là où l’on retourne, domicile où l’on revient habituellement Le retour, là où l’on revient, chez qui l’on retourne, l’action de faire semblant de, de devenir, de changer [1.3] | |||||
| Lieu où l'on retourne, action de retourner [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Teny iditra | fodiana | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Taimoro] Fitokanana [1.78] | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/02/16 |
|