|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | habobo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ilay ronono tsy mbola tena madio avy amin' ny ombivavy ny andro fahatelo aorian' ny iterahany Ronono ampandrina andro vitsivitsy hivaingana [1.1] | ||
| The milk of a cow on the third day after calving [1.2] | ||
| Le lait encore sale que donne la vache le troisième jour après qu’elle a vêlé [1.3] | ||
| Teny iditra | habobo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Lainga na filazana tafahoatra hamitahana, tantara valamaty: Milaza habobo [1.1] | ||
| A fable, a trick. See songo. [1.2] | ||
| Apparences trompeuses [1.3, 1.5] | ||
| Plaisanterie [1.3] | ||
| Tsipelina hafa | habibo | |
| Mpanahaka | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|