|
|
|
|
Teny iditra
halafosana
(
la
fo
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra lafo, na vidim-bola be:
Tsy laitra ny halafon' ny vidim-piainana ankehitriny
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20