|
|
|
|
Teny iditra
halalina
(
lalina
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra (rano, hady) tsy marivo; toetran' ny hevitra na saina saro-takarina
[
1.1
]
Tovy hevitra
halalinana
Tohi-kevitra
harivo
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23