|
|
|
|
Teny iditra
halontralona
Sokajin-teny
anarana
Famiratana mipendrampendrana toy ny fahitana ny onjan-drano tarafin' ny masoandro.
[
1.1
]
Sampanteny
fihalontralona
,
fihalontralonana
,
ihalontralonana
,
mihalontralona
,
mpihalontralona
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23