|
|
|
|
Teny iditra
hamaroana
(
maro
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny zavatra maro; habetsahana:
Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05