|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | hanifisana (nify) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra manify: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity noho ny hanifisany. [1.1] | ||
| Thinness, scarcity [1.7] | ||
| Qualité de ce qui est mince [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |
|