|
|
|
|
Teny iditra
hanihany
Sokajin-teny
anarana
Vazivazy mampiseho tsy fanajana, fanarabiana
Fangirangirana, toetran' ny zavatra manganohano.
[
1.1
]
Sampanteny
ananihaniana
,
fananihaniana
,
fananihany
,
fanganihany
,
fihanihaniana
,
fihanihany
,
hanihanina
,
ihanihaniana
,
mahahanihany
,
mampihani
ha
ny
,
mananihany
,
manganihany
,
mifampihani
ha
ny
,
mihanihany
,
mpananihany
,
mpihanihany
,
tafahanihany
,
voahanihany
Nohavaozina tamin' ny 2017/04/01