|
|
|
|
Teny iditra
harangarana
Sokajin-teny
anarana
Fitsikilovana, fizahana taratra, fijerena miafina, izany hoe mahita nefa tsy hita
[
1.1
]
[
1.2
]
Sampanteny
anarangaranana
,
harangaranina
,
manarangarana
,
mangarangarana
,
voaharangarana
Nohavaozina tamin' ny 2010/05/15