|
|
|
|
Teny iditra
haranina
(
harana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Tadiavina, karohina
[
1.1
]
To be made to lie upon the bottom, as the shells at the bottom of the sea. (prov.)
[
1.2
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
haranina
, haraniko, haraninao, haraniny, haranintsika, haraninay, haraninareo, haranin', haranin-, haranim-, harani-
Ny lasa :
noharanina, noharaniko, noharaninao, noharaniny, noharanintsika, noharaninay, noharaninareo, noharanin', noharanin-, noharanim-, noharani-
Ny hoavy :
hoharanina, hoharaniko, hoharaninao, hoharaniny, hoharanintsika, hoharaninay, hoharaninareo, hoharanin', hoharanin-, hoharanim-, hoharani-
Filaza mandidy :
harano
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20