|
|
|
|
Teny iditra
hasemporana
(
sempotra
)
Sokajin-teny
anarana
Fijanonan' ny fiaina vokatry ny tsy fahampian' ny oksizena na ny tsy fisiany mihitsy aza
[
1.1
]
Essoufflement, dyspnée
[
1.13
]
Voambolana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05