|
|
|
|
Teny iditra
hasi
a
hana
(
si
aka
)
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana
[
1.1
]
Fierceness, violence
[
1.7
]
Méchanceté
[
1.3
,
1.8
]
Férocité
[
1.8
]
Ohatra
1
Azo heverina koa hoe
hasiahana
maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy.
[
2.472
]
2
Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho
hasiahana
ny lahatra mahafaty ny olombelona?
[
2.296
]
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19