|
|
|
|
Teny iditra
hasiso
(
siso
)
Sokajin-teny
anarana
Fahamaimboan' ny sakafo efa naharitra ela:
Loza ny hasison' ireto varimasaka efa ela nitoerana ireto
[
1.1
]
Tovy hevitra
fahasiso
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05