|
|
|
|
Teny iditra
hi
di
o
(
hi
dy
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
hidiana
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Ividiano gadanà ny vatako,
hidio
ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy.
[
2.472
]
2
Hidio
ny trano Ramatoa fa izaho handry any aminay
[
2.131
]
Teny iditra
hi
di
o
(
di
o
)
Sokajin-teny
ho avin' ny matoantenin' ny mpanao
midio
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17