|
|
|
|
Teny iditra
hinjihinjy
Sokajin-teny
anarana
Firidiridiana na fihenjanana tsy milefitra; fijoroana mahitsy ary tsy mihetsika
[
1.1
]
Raideur, raidissement, tension
[
1.3
]
Sampanteny
ahinjihinjy
,
fihinjihinjiana
,
fihinjihinjy
,
ihinjihinjiana
,
mahahinjihinjy
,
mihinjihinjy
,
mpihinjihinjy
,
tafahinjihinjy
,
voahinjihinjy
Nohavaozina tamin' ny 2012/02/15