|
|
|
|
Teny iditra
hoha
Sokajin-teny
anarana
Antsoantso mafy entina miantso vonjy; horakoraka, akoralava entina maneso
[
1.1
]
Sampanteny
fihoha
,
fihohana
,
hohahoha
,
hohaina
,
ihohana
,
mahahoha
,
mihoha
,
mpihoha
,
voahoha
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23