|
|
|
|
Teny iditra
hondrokondroka
Sokajin-teny
anarana
Fihetsika jefijefy mandranitra ny filan' ny nofo raha mandihy
[
1.1
]
Sampanteny
anondrokondrohana
,
fanondrokondrohana
,
fanondrokondroka
,
fihondrokondroka
,
hondrokondrohana
,
mahahondrokondroka
,
manondrokondroka
,
mihondrokondroka
,
mpihondrokondroka
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23