|
|
|
|
Teny iditra
horika
Sokajin-teny
anarana
Figagana, fitalanjonan' olona maro noho ny hatsarana na haratsian-javatra atrehina tafahoatra
[
1.1
]
Sampanteny
fihorehana
,
fihorika
,
horehina
,
horikorika
,
ihorehana
,
mahahorika
,
mihorika
,
mpihorika
,
tafahorika
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23