|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ialahy | ||||||
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||||||
| Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?) Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo! Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra. [1.1] | |||||||
| Thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence. [1.2] | |||||||
| You (singular) used familiarly between men [1.7] | |||||||
| Tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons. [1.3] | |||||||
| Tu, toi (tutoiement entre hommes seuleme [...] [tohiny 1.5] | |||||||
| Tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes [1.8] | |||||||
| Tu [1.18] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Mpanahaka | ianao ~ ise | ||||||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|