|
|
|
|
Teny iditra
i
fo
nana
(
fo
na
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
To be begged pardon of
[
1.7
]
à qui on demande pardon; pour lequel on demande pardon
[
1.8
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ifonana
, ifonako, ifonanao, ifonany, ifonantsika, ifonanay, ifonanareo, ifonan', ifonan-, ifonam-, ifona-
Ny lasa :
nifonana, nifonako, nifonanao, nifonany, nifonantsika, nifonanay, nifonanareo, nifonan', nifonan-, nifonam-, nifona-
Ny hoavy :
hifonana, hifonako, hifonanao, hifonany, hifonantsika, hifonanay, hifonanareo, hifonan', hifonan-, hifonam-, hifona-
Filaza mandidy :
i
fo
ny
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20