|
|
|
|
Teny iditra
ihe
mo
rana
(
he
motra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
[
1.1
]
[
1.3
]
Ohatra
Raha sendra misy zavatra kely
ihemorana
, aza miamboho an-dRavololona fa manaova dia-mianotra.
[
2.588
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ihemorana
, ihemorako, ihemoranao, ihemorany, ihemorantsika, ihemoranay, ihemoranareo, ihemoran', ihemoran-, ihemoram-, ihemora-
Ny lasa :
nihemorana, nihemorako, nihemoranao, nihemorany, nihemorantsika, nihemoranay, nihemoranareo, nihemoran', nihemoran-, nihemoram-, nihemora-
Ny hoavy :
hihemorana, hihemorako, hihemoranao, hihemorany, hihemorantsika, hihemoranay, hihemoranareo, hihemoran', hihemoran-, hihemoram-, hihemora-
Filaza mandidy :
ihe
mo
ry
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20