|
|
|
|
Teny iditra
ika
po
hana
(
ka
poka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
[
1.3
]
Ohatra
Raha misy
ikapohana
azy noho ny ditrany, dia ataony ampinga enti-mamely sy enti-manohana ny tànany
[
2.588
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ikapohana
, ikapohako, ikapohanao, ikapohany, ikapohantsika, ikapohanay, ikapohanareo, ikapohan', ikapohan-, ikapoham-, ikapoha-
Ny lasa :
nikapohana, nikapohako, nikapohanao, nikapohany, nikapohantsika, nikapohanay, nikapohanareo, nikapohan', nikapohan-, nikapoham-, nikapoha-
Ny hoavy :
hikapohana, hikapohako, hikapohanao, hikapohany, hikapohantsika, hikapohanay, hikapohanareo, hikapohan', hikapohan-, hikapoham-, hikapoha-
Filaza mandidy :
ika
po
hy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20