|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | indray mihelina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | indray, mihelina | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: haingana | |
| Ohatra | Rava tampoka ny laiko, raha indray mihelina monja ny trano laiko.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31 |
|