|
|
|
|
Teny iditra
inoninona
(
i
nona
)
Sokajin-teny
mpisolo anarana
[
Fitanisana
]
[
1.1
]
Ohatra
1
kanjo nangaibay foana tsy nahita
inoninona
hatraiza hatraiza.
[
1.214
]
2
Ataovy ho toa ny tsy mba nandray
inoninona
tamin' ny fanambaran' Andriamanitra renao tao amin' ny fivavahana kristianina ianao.
[
2.296
]
Tsanganana sy sary iray takila
Ny mpisolo rehetra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20