|
|
|
|
Teny iditra
iva
di
ana
(
va
dy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
[
1.1
]
[
1.3
]
Ohatra
Roapolo taona no
nivadianay
izay (Nous sommes mariés depuis vingt ans)
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ivadiana
, ivadiako, ivadianao, ivadiany, ivadiantsika, ivadianay, ivadianareo, ivadian', ivadian-, ivadiam-, ivadia-
Ny lasa :
nivadiana, nivadiako, nivadianao, nivadiany, nivadiantsika, nivadianay, nivadianareo, nivadian', nivadian-, nivadiam-, nivadia-
Ny hoavy :
hivadiana, hivadiako, hivadianao, hivadiany, hivadiantsika, hivadianay, hivadianareo, hivadian', hivadian-, hivadiam-, hivadia-
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03