|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | izaho | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| Enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: ~ Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: ~ Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1] | ||
| See aho. [1.2] | ||
| I (emphatic) [1.7] | ||
| Je, moi. Manao izaho ity: faire l'important. [1.3, 1.8] | ||
| Je, moi (s'emploie au début de la phras [...] [tohiny 1.5] | ||
| [Tanala] Je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [1.6] | ||
| Io [1.18] | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/01/15 |
|