|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | izay | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara [1.1] | ||
| Who, whom, which, that [1.7] | ||
| Qui, que, à qui, à quoi [1.8] | ||
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Teny iditra | izay | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Now [1.7] | ||
| Maintenant [1.8] | ||
| Mpanahaka | izay tratra | |
| Teny iditra | izay | |
| Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
| Exclamation of approval; that's it ! [1.7] | ||
| C'est bien cela ! [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|