|
|
|
|
Teny iditra
jaiko
Sokajin-teny
anarana
Famindrana miadana sady atao tsy re ny fingadona, famindra tandremana tsy hisy hahare
[
1.1
]
Sampanteny
fijaiko
,
fijaikoana
,
ijaikoana
,
jaikoina
,
jaikojaiko
,
mahajaiko
,
mampi
jai
ko
,
mifampi
jai
ko
,
mijaiko
,
mpijaiko
,
voajaiko
Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02