|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | jery | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [1.1] | ||
| A look [1.7] | ||
| Regard [1.3, 1.8] | ||
| Coup d'oeil Figuré: attention, charité, commisération [1.3] | ||
| Vue [1.13] | ||
| Ohatra | Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa.
[2.332] | |
| Teny iditra | jery | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Mahafaly, Sihanaka] hevitra [1.78] | ||
| Teny iditra | jery | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | sabery | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03 |
|