|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | kabary | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory:
Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary? Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary? Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [1.1] | |||||||
| Lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [1.13] | |||||||
| A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [1.2] | |||||||
| A palaver, a public discourse [1.7] | |||||||
| Discours public [1.3, 1.8] | |||||||
| Proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [1.3] | |||||||
| Palabre [1.8] | |||||||
| Discours [1.13] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | volana | ||||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||||
| Teny iditra | kabary | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Sihanaka] Anton-dia, sahabo [1.78] | |||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/11/22 |
|