|
|
|
|
Teny iditra
kajina
(
kajy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Tandremana, kolokoloina:
Kajio tsara ny fihavanana, rankizy!
Kalina:
Kajiny aoka izany ny sorany rehefa manoratra izy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
kajina
, kajiko, kajinao, kajiny, kajintsika, kajinay, kajinareo, kajin', kajin-, kajim-, kaji-
Ny lasa :
nokajina, nokajiko, nokajinao, nokajiny, nokajintsika, nokajinay, nokajinareo, nokajin', nokajin-, nokajim-, nokaji-
Ny hoavy :
hokajina, hokajiko, hokajinao, hokajiny, hokajintsika, hokajinay, hokajinareo, hokajin', hokajin-, hokajim-, hokaji-
Filaza mandidy :
kajio
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20