|
|
|
|
Teny iditra
kavanana
(
ha
va
nana
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Fatra-pampiasa ny tanany havanana raha mandray na miasa (mifanohitra: Kavia)
[
1.1
]
Tohi-kevitra
kavia
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20