|
|
|
|
Teny iditra
kemo
Sokajin-teny
anarana
Fikainkonana; fihemorana; fialana tsy hanao na hanaraka izay efa nekena na nokasaina.
[
1.1
]
Sampanteny
akemo
,
fikemo
,
fikemoana
,
ikemoana
,
kemokemo
,
mahakemo
,
mampi
ke
mo
,
mifampi
ke
mo
,
mikemo
,
mpikemo
,
tafakemo
,
voakemo
Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02