|
|
|
|
Teny iditra
kikitra
Sokajin-teny
anarana
Filofosana amim-paharetana amin' ny asa na izay atao; fiezahana hatrany ary tsy kivy.
[
1.1
]
Sampanteny
akikitra
,
fikikirana
,
fikikitra
,
ikikirana
,
kikikikitra
,
kikirina
,
mahakikitra
,
makikitra
,
mikikitra
,
mpikikitra
,
tafakikitra
,
voakikitra
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23