|
|
|
|
Teny iditra
kim
py
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny maso rehefa mikombona ny hodimaso ka tsy mahita
[
1.1
]
état des yeux fermés
[
1.3
]
Sampanteny
akimpy
,
anakimpiana
,
fanakimpiana
,
fanakimpy
,
fikimpiana
,
fikimpy
,
ikimpiana
,
kimpikimpy
,
mahakimpy
,
mampana
kim
py
,
mampifana
kim
py
,
mampikimpy
,
manakimpy
,
mifana
kim
py
,
mikimpy
,
mpanakimpy
,
mpikimpy
,
voakimpy
Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02