|
|
|
|
Teny iditra
kitokitoina
(
kitoina
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina:
Kitokitoina aoka izany io vehivavy io
[
1.1
]
Sampanteny
mahakitokitoina
Tovy hevitra
kitoina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05