|
|
|
|
Teny iditra
kivi
ki
vy
(
ki
vy
)
Sokajin-teny
mpamaritra
[
1.1
]
[duplicatif diminutif]
[
1.3
]
Ohatra
1
Kivikivy
ny mpivory.
[
2.270
]
2
Tsy ela anefa i Tovo dia indro tamy nanatona azy mivady,
kivikivy
.
[
2.895
]
3
Ny omaly tsy miova, rahavana, hoy Rahona
kivikivy
, fa izao entin-dry Rivotra mivezivezy toy ny firaka hatakalo izao.
[
2.5
]
Sampanteny
mahakivi
ki
vy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20