|
|
|
|
Teny iditra
kongomaika
Sokajin-teny
anarana
Singan-teny
maika
Raharaha natao zara fa vita, nokoropahina tsy misy fitandremana akory. Toy izany ny kongorevo.
[
1.10
]
Tovy hevitra
kongorevo
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/16