|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | koretehina (koretika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Akorontana, asafotofoto:
Nokoretehin' ny ankizy ny entana tao an-trano Atao mirango-tsaka: Aza koretehina toy izao ny soratrao, anaka Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|