|
|
|
|
Teny iditra
ko
ro
dona
(
ro
dona
)
Sokajin-teny
anarana
Dobodoboka heno amin' ny firodorodon' ny andiam-biby manao diabe
Fanosehana na fandroahana biby eo anoloana.
[
1.1
]
Sampanteny
anakorodonana
,
fanakorodona
,
fanakorodonana
,
fikorodona
,
fikorodonana
,
ikorodonana
,
korodondrodona
,
korodonina
,
mahakorodona
,
manakorodona
,
mikorodona
,
mpanakorodona
,
mpikorodona
,
voakorodona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20