|
|
|
|
Teny iditra
kotrakotra
Sokajin-teny
mpamaritra
Efa ela nanaovana na niasana ka simbasimba be ihany:
Fiarakodia efa kotrakotra iny no naka ny entany teto
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23