|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | kotsetsotsetso (tsetsotsetso) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Basivava mivatsavatsa tsy mahalala fomba fa mitsatsaingoka befahatany Enti-milaza olona mamindra manao dingampohy ary matetika kely. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|