|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | lahatra | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fitohitohizan-javatra na olona manaraka tsipika iray; fametrahan-javatra na olona mihitsy tomandavana:
Tsara lahatra ny boky eto ambony latabatra izany Lamina, fandaminan-javatra: Tsara lahatra ny kilalao tamin' ny lanonana 26 Jiona Firindra, filazan-javatra milamina mifanaraka tsara: Tsy ilaina ny kabary tsara lahatra fa poaka aty Fitondran' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona: Izao no lahatra ka atao ahoana? [1.1] | |||||
| Arrangement [1.3, 1.7] | |||||
| Order; ranks; fate [1.7] | |||||
| Rang, ordre [1.3, 1.8] | |||||
| Alignement, organisation, arrangement, discours: Tsara lahatra ny boky (Les livres sont bien rangés) ~ Tsara lahatra ny mpianatra (Les élèves sont bien alignés) ~ Tsara lahatra ny nanaovany izany raharaha izany (Il a bien organisé ce travail) [1.3] | |||||
| Destin [1.8] | |||||
| Destinée [1.66] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23 |
|