|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | laitra | ||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||
| Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1] | |||
| Can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2] | |||
| Can be done; penetrated [1.7] | |||
| Qui peut se faire; pénétré [1.8] | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |
|